|
|
|
|

Teny iditra1 vadin' ny maro lahy
Singan-teny  2vady, 3maro, 4lahy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6vehivavy efa voalaza dieny mialoha amin' ny fangatahana azy fa ho vadin' ny rahalahim-badiny hatrany izy raha sendra ka maty hatrany koa izay manambady azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [vadin' ny marolahy] 7épouse qui passe légalement à son beau-frère à la mort de son époux. [1.3]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12